RANO MANGATSIAKA VS RANO MAFANA
Mba ahafahanao mi-réequilibrer ny ao anatin'ny vatanao dia manàna fahazarana misotro rano mafana indrindra rehefa midinika be iny ny masoandro (fanaon-dry zareo any amin’ny tany mafana io !!)

 

- Rehefa mifoha vao maraina mbola à jeun dia misotroa rano mamay izay zakanao. (atomboy amin’ny 1 kaopy aloha, dia iezaho mba ho tratranao ny 4 kaopy).
- Stimulation ny métabolisme no anton’io izany hoe fanairana ireo taova nanao repos nandritra ny alina.
- Miverena matory kely indray ary aza misakafo mihitsy aloha mandritra ny adiny iray na manaova méditation na makà douche.
Ny fanontaniana mipetraka dia ity: RANO MAFANA sa RANO MANGATSIAKA no sotroina ?
💦 Ny rano dia antoky ny aina
💦 70% n’ny ao anatin’ny tenan’ny olombelona dia rano avokoa
💦 1,5 L ka hatramin’ny 2 L isan’andro (ao anatin’izany ny rano hita ao anatin’ny voankazo sy légumes, ranom-bary, rony, sy ireo dite sy jus sotroinao), no tokony ho sotroin’ny olona iray isan’andro ho famenoana ireo rano niala t@ vatana tamin’ny alalan’ny pipi, caca, rora, ranomaso, hatsembohana...
Ireto avy ny voka-tsoa azo amin’ny fisotroana rano mafana na rano mamay izay zakanao.
Tsarovy fa ny fahasalamanao dia mampitombo ny androm-piainanao !!!
Ataovy régulier ary zarazarao isaky ny adiny 1 na 2 ny fisotroana rano fa tsy atao in-dray migoka akory, dia ho tsapanao fa hisy fivoarana be ny fahasalamanao ao anatin’ny fotoana voasoratra eto ambany ireto. Ireto ary misy ohatra vitsivitsy.
💥 9 mois : tumeurs, aretina cancer vao miforona (manadio sy manala tsikelikely ny cellules cancereuses), épilepsie, paralysie, manatsara ny arthroses, ...
💥 6 mois : manadio ny lalan-drà
💥 4 mois : manala tanteraka ny cholestérol sy triglycerides, manadio tanteraka ny système respiratoire ( miha-malefaka ny crise d’asthme), manadio ny ovaires sy manala ireo kystes.
💥 1 mois : hihatsara ny pression artérielle, aretin’ny fo, diabète, mampihena vatana
💥 10 jours : sitrana ny aretim-bavony, problèmes ORL ( sinusites, aretin-tenda, ...), manatsara ny problèmes de menstruation, mampazoto homana, nefa afaka atao coupe-faim koa !
Toy izao kosa ny voka-dratsy ateraky ny fisotroana rano mangatsiaka na eau glacée lava, na jus glacée, na ireo sakafo mangatsiaka glacée rehetra koa !!!!!
🤮 Mampikainkona ny fo ary mahatonga ny palpitations !!! (Tandremo ary ny crise cardiaque !!! )
🤮 Mety mampiakatra na mampidina ny tension haingana !!
🤮 Mampikainkona ny vavony, aty, tsinay,
🤮 Mampirongatra ny aretina cancer sy ny tumeurs ao anatin’ny vatana
🤮 Tsy ela velona ny olona misotro rano mangatsiaka lava, mampihena ny taona iainana !!!
Aza adino anefa fa betsaka koa ny ilàna ny rano mangatsiaka ary tsara ny fampiasaina azy ohatra fotsiny raha hanasana volo, na hanasàna tarehy sy vatana satria mampikantona ny mason-koditra, ary rehefa manao douche écossaise ianao (mafana, mangatsiaka, mafana, mangatsiaka) dia mampifintina ny vatanao, sady exercices ho an’ny systèmes cardiovasculaires !!!!
Tsy ny fisotroana rano mafana ihany akory no zava-dehibe fa ny fitandrovanao ny règles de l'hygiène de vie mihitsy eo @ fiainana !!!!
Manaova fanatanjahan-tena, kolokoloy ny sakafo ara-pahasalamana, fenoy fifaliana sy fiadanam-po ny fiainana. ialao ny stress sy ny adin-tsaina rehetra!!