Ravina ROMBA

Ocimum gratissimum, ou faux basilic, est une espèce de plantes de la famille des Lamiaceae.

#Vitalenergy_wellness

 

 Manala havizanana

 Mampitony ny nervosité (sédatif)

 Manala Stress sy dépression.

 Manampy amin'ny fitadidiana (Mémoire)

 Mampitsahatra aretin' an-doha (migraine)

 Manala rivotra (antispasmodique)

 Manampy amin'ny fandevonan-kanina sy Vavony ary Aty na koa fivalanana.

 Mamono bactéries, virus ary mycoses.

 Tsara amin'ny hoditra sady mampalefaka azy.

 Anti-inflammatoire (noho izany manampy @ areti-nify)

 

Raha tianao atao TAMBAVY:

Amainina ny ravina Romba dia tetehina ary totoina. Maka vovony 1 sotrokely dia ataovy infusion (mampangotraka rano 1 tasse, arotsaka ilay vovony iny dia miandry 10 min eo vao sotroina).

 

Raha manana H.E (huile essentielle):

2 gouttes atao anaty tantely na siramamy 1 sotrokely.

Afaka ataonao EVOKA:

Miaraka apangotrahina ny rano 1/2L sy ravina Romba voatoto 1 sotrobe dia evohina avy eo

Raha tianao HANORANA (massage):

HE 5 gouttes + Menaka coco 1 sotro lehibe.

#fahombiazana_hasinkarena