VERTUS DES EPICES

Raha ny fomba fandrahoantsika malagasy ny sakafo hohanintsika dia matetika tsy ahitàna ireo vitamines sy minéraux ary ireo karazana otrikaina intsony.
FANTATRAO VE NY ANTONY ?
Satria isika rehefa misakafo dia vitan'ny mihinana vary sy laoka fotsiny. Na eo aza ny légumes sy ireo fangarony hafa dia tsy tomombana tsara ny fomba fandrahoana azy.
- Ny vary moa dia ahitàna otrik'aina raha toa ka atao vary sosoa no hohaninao noho ilay ranom-bary mbola tavela ao anatiny.
- Fa ny laoka ! Raha vao miresaka hoe laoka isika dia tonga ao anatin'ny eritreritra avy hatrany ny hen'omby na henan-kisoa na akoho, na trondro, ampiarahina amin'ny anana, na légumes, na voamaina. Dia asiana tongolo sy voatabia ary sakamalaho sy tongolo gasy !!!
Matetika ireo dia andrahoina na tenehina mandritra ny elabe na endasina !
Azonao an-tsaine ve hoe inona amin'ireo otrikaina ilain'ny vatanao sisa no mbola mijanona ao anatin'io laoka karakarainao io ?
fantaro fa raha vao mihoatra ny 70°C ny fandrahoanao ny sakafo dia maty daholo ny vitamines sy ny otrik'aina rehetra ao anatiny.
Ny azonao atao mba tsy hamono ireo vitamines ireo dia andrahoy amin'ny afo faran'izay malefaka ny fangaron-daoka, na koa atao à la vapeur ny légumes ! Ny hena koa teneho amin'ny afo malefaka mba halemy !
Ireto ary misy épices vitsivitsy ary afaka afangaronao tsara amin'ny sakafo, sady mba hanamanimanitra koa izay hohanina no sady feno vertus ilain'ny vatanao koa ao anatiny :
Sady préventifs ireo épices ireo no curatifs ary ampiasaina eo amin'ny tontolo fikarakaram-batana sady mahatsara ny fahasalamana !!
Afaka afangaronao ny karazana épices samihafa fa tsy voatery hoe karazany iray ihany, ary ny tena fampiasana azy dia rehefa akaiky ho masaka iny ny sakafo vao arotsaka !
Fomba hafa azoinao ampiasaina an'ireo épices ireo :
  • Afaka atao anaty karazana salades crudités koa fa vao maika manatsara ny tsirony ary mampamanitra azy rehefa tonga ao anaty vava.
  • Afaka rarahanao kely koa rehefa manao gâteau na salades de fruits !!
  • Ataovy ao anaty dité sotroinao koa arakaraky ny vertus tadiavinao
Fantaro fa ny sakafo hohaninao ihany ange dia efa mitaiza ny vatanao ho salama e! Koa kolokoloy koa ary ny sakafonao ary jereo foana izay mahasalama !!
Afaka sorohina tsara ny aretina fa aza miandry hoe efa marary vao hikarakara ny fahasalamanao e ..
Dia mirary soa sy fahombiazana hatrany ho antsika namana rehetra #liampivoarana e!

 


 

LA BAIE ROSE ou faux poivrier, poivrier sauvage

(Schinus terebinthifolius)

#Vitalenergy_wellness

#Fahombiazana_hasinkarena

 

     Propriétés médicinales du poivre rose

  • ANTI-INFLAMMATOIRE : l'huile essentielle de poivre rose soulage les douleurs dues aux rhumatismes, à l'arthrite, à l'arthrose, mais aussi aux tendinites et courbatures. Elle est également utilisée dans les crises de goutte et en cas de douleurs dentaires.
  • DÉCONGESTIONNANT ET ANTISEPTIQUE : il dégage les voies respiratoires. Dans l'eau du bain ou en inhalation, le poivre rose soigne les grippes, les refroidissements, les bronchites et, d'une manière générale, les affections respiratoires.
  • VASOCONSTRICTEUR : le poivre rose aide à lutter contre l'hypertension et les troubles de la circulation sanguine.
  • ANTISPASMODIQUE : en massages, l'huile essentielle de poivre rose est utile contre les problèmes intestinaux, les ballonnements et nausées.
  •  MANQUE DE VITALITÉ : le poivre rose est un tonique.
  • TROUBLES DE LA MENSTRUATION : propriétés antispasmodiques et vasoconstrictrices.

En usage externe, son huile essentielle soigne les affections cutanées, la fatigue, le stress, l’anxiété et les courbatures. On l’emploie pour chauffer les muscles avant un effort physique.